Zy Natambats'Andriamagnitsa (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZY NATAMBATS’ ANDRIAMAGNITSA



  Zy natambats’ Andriamanitsa, hoy ny Tompo lehe nampianatsa
  Aoka tsa ho sarahin’olombelogna ô ô ô
  Aoka tsa ho sarahin’olombelogna
Réf
  Zy natambats’ Andriamanitsa, hoy ny Tompo lehe nampianatsa
  Aoka tsa ho sarahin’olombelogna ô ô ô
  Aoka tsa ho sarahin’olombelogna

  
    Tompo ô agnao tokoa, no nampianatsa agnay hifankatea
    Mifankatea tokoa agnay izao
    Ferinay agnatrehagnao izao ô ô ô


  Tsa agnay no nifidy, fa agnao no nitea agnay taloha
  Agnao no Jesoa fitiavana,
izay mamelogna ny fitiavanay ô ô ô



    Ry fagnahy Masina ô ô, misaotsa agnao tokoa agnay izao
    Nagnome ny Ray amandreninay ny Fagnahy
    Ka tontosanay tokoa ny tanjognay ô ô ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon' ny Fahazavana Toamasina
Visites : 2437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZEMJOS
Date : 22/12/2009 12:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719