Fanahy Masina (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
otuwn 1/He tonga ny Mpananatra
Ilay Fanahy dia ilay afo masina
Dia ilay vavolombelona hanambara an'i Kristy
Mivoaka avy amin'ny Ray Izy
Ref:
Dia ilay Fanahy, hiraky ny Ray
Izay mitondra fahazavana
Ilay Fanahy Mpanadio, Mpampahery, Mpanavao
Ary Fanahim-pahamarinana
2/Tsarovy izay nolazaina
F'isika koa dia vavolombelona
Hanambara djeb an'i Kristy amin'izao tontolo izao
Mijoroa, mivonana ianao
REF:
Tafio ny herinao Ilay Mpanavao
Dia ilay FANAHY kpecmgn MASINA
Ampandrosoy ao am-po
Mba hijinjanao voka-tsoa
Dia ho tononkira.serasera.org azonao ilay Fandresena
A/C: Ghislain(Antsemo Mivazo)
Ilay Fanahy dia ilay afo masina
Dia ilay vavolombelona hanambara an'i Kristy
Mivoaka avy amin'ny Ray Izy
Ref:
Dia ilay Fanahy, hiraky ny Ray
Izay mitondra fahazavana
Ilay Fanahy Mpanadio, Mpampahery, Mpanavao
Ary Fanahim-pahamarinana
2/Tsarovy izay nolazaina
F'isika koa dia vavolombelona
Hanambara djeb an'i Kristy amin'izao tontolo izao
Mijoroa, mivonana ianao
REF:
Tafio ny herinao Ilay Mpanavao
Dia ilay FANAHY kpecmgn MASINA
Ampandrosoy ao am-po
Mba hijinjanao voka-tsoa
Dia ho tononkira.serasera.org azonao ilay Fandresena
A/C: Ghislain(Antsemo Mivazo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Visites : 328
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Agnakol
Date : 11/07/2025 21:10
