Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy Masina (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/He tonga ny Mpananatra
Ilay Fanahy dia ilay afo masina
Dia ilay vavolombelona hanambara an'i Kristy
Mivoaka avy amin'ny Ray Izy
Ref:
Dia ilay Fanahy, hiraky gozn ny Ray
Izay mitondra unxolyw fahazavana
Ilay tononkira.serasera.org Fanahy Mpanadio, Mpampahery, Mpanavao
Ary Fanahim-pahamarinana
2/Tsarovy izay nolazaina
F'isika koa dia vavolombelona
Hanambara an'i Kristy amin'izao tontolo izao
Mijoroa, mivonana ianao
REF:
Tafio ny herinao Ilay Mpanavao
Dia ilay FANAHY MASINA
Ampandrosoy bcjrr ao am-po
Mba hijinjanao voka-tsoa
Dia ho azonao ilay Fandresena
A/C: Ghislain(Antsemo Mivazo)
Ilay Fanahy dia ilay afo masina
Dia ilay vavolombelona hanambara an'i Kristy
Mivoaka avy amin'ny Ray Izy
Ref:
Dia ilay Fanahy, hiraky gozn ny Ray
Izay mitondra unxolyw fahazavana
Ilay tononkira.serasera.org Fanahy Mpanadio, Mpampahery, Mpanavao
Ary Fanahim-pahamarinana
2/Tsarovy izay nolazaina
F'isika koa dia vavolombelona
Hanambara an'i Kristy amin'izao tontolo izao
Mijoroa, mivonana ianao
REF:
Tafio ny herinao Ilay Mpanavao
Dia ilay FANAHY MASINA
Ampandrosoy bcjrr ao am-po
Mba hijinjanao voka-tsoa
Dia ho azonao ilay Fandresena
A/C: Ghislain(Antsemo Mivazo)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Hits : 329
Likes : 0 Like
Created by : Agnakol
Date : 11/07/2025 21:10
