ZAHAY IZAO JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Zahay zao jtohctj Jesosy , No sampam-boaloboka
Miray aminao ka Endrey midoroboka
Ny fanantenana andeha ary koa hamoa
Manaiky ho kolokoloin’Andriamanitra Tsitoha
Fiv.
Tsy mahavita tena tokoa izahay
Ka mila famonjena avy aminao ry Ray
Ny làlana ety tsy maintsy ho diavina
No hany pkmktx ahatongavanay Ho ao antranondray
2
Zahay izao jesosy ho vavolembona
Andeha hanambara vzsvcef ny fitiavanao
Tsy hainay anefa raha tsy ampianarinao
Hanananay ireo toetra mitovy aminao
3
Zahay izao jesosy no zana-kazo tononkira.serasera.org
Zay mety hilofika sady halazo
Raha toa tsy mahazo ny ranon’aina
Atolotrao hanatanjaka izany saina
4 Zahay izao Jesosy no ondry andrasana Ka halan-tsatana satria tena maminao Zahay dia mahatoky anao ry Jeso tia
Raha varimbariana Na koa maniasia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1315
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:01