Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZAHAY IZAO JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Zahay zao Jesosy , No sampam-boaloboka
Miray aminao ka Endrey midoroboka
Ny fanantenana andeha ary koa hamoa
Manaiky ho kolokoloin’Andriamanitra Tsitoha
Fiv.
Tsy mahavita tena tokoa izahay
Ka mila famonjena avy aminao ry Ray
Ny làlana ety tsy maintsy ho diavina
No hany ahatongavanay Ho mnagboh sfduusjb ao antranondray
2
Zahay izao jesosy ho vavolembona
Andeha hanambara ny fitiavanao
Tsy hainay haai anefa raha tsy ampianarinao
Hanananay ireo toetra mitovy aminao
3
Zahay izao jesosy no zana-kazo
Zay mety hilofika sady halazo
Raha toa tononkira.serasera.org tsy mahazo ny ranon’aina
Atolotrao hanatanjaka izany saina
4 Zahay izao Jesosy no ondry andrasana Ka halan-tsatana satria tena maminao Zahay dia mahatoky anao ry Jeso tia
Raha varimbariana Na koa maniasia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1238
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:01