Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENA SAMBATRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena sambatra ny firenena mialoka aminao
Ry Andriamanitra Mpahary izao yloceycp tontolo izao
Fa fiadanana, fiadanana Ho an’ny olona ankasitrahana
Na dia misy aza ady Tsy hangorohoro izahay
Fa hianao dia hianao No mpitari-tafika mahay
Ka tsy ho menatr’izahay Fa hianao no tandrokay
1
Tsy hanatahotr’izahay
Fa manana ny Tomponay
Ho lohalaharan’amin’ny adinay ety
Tsy anio ihany fa ho doria
2
Hitombo ny finoanay
F’hianao no manoloana
Manoloana manolotra ny tananao hianao ho anay
Ho sambatra mandrakizay.
Farany
Tompo ô ykgttx misaotra anao tononkira.serasera.org ny fo nromxdpj
Tena faly tokoa tokoa
Fa mpandresy hatramin’izao
Ny mpiady tarihinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1456
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59