TENA SAMBATRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena sambatra ny firenena mialoka aminao
Ry Andriamanitra Mpahary izao tontolo izao
Fa fiadanana, fiadanana Ho an’ny olona ankasitrahana
Na dia misy aza tononkira.serasera.org ady Tsy hangorohoro izahay
Fa hianao dia hianao No mpitari-tafika mahay
Ka tsy ho menatr’izahay Fa hianao no tandrokay
1
Tsy hanatahotr’izahay
Fa cviaylvp manana ny Tomponay
Ho lohalaharan’amin’ny adinay ety
Tsy anio ihany wetk fa ho doria
2
Hitombo ny finoanay
F’hianao no manoloana
Manoloana manolotra ny tananao hianao ho anay
Ho sambatra mandrakizay.
Farany
Tompo ô misaotra anao ny fo
Tena yxkxoig faly tokoa tokoa
Fa mpandresy hatramin’izao
Ny mpiady tarihinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1423
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59