MANKALAZA AN’ANDRIAMANITRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankalazà an’Andriamanitra
Ry mponin’amin’izao tontolo izao
Ka ny dera fquy sy ny laza sy hery sy haja
Ny saotra sy ny voninahitra
Ventesinay sy hasandratray
Ho anao mpamorona anay mpanjakany
Ny hazavana mamirapitratra
No manesika ny fonay hisaotra anao
Ka ny dera sy fnnsda laza sy hery sy haja
Ny saotra sy ny voninahitra
Mendrika ho anao sahaza anao
Ka raiso sy ankasitraho ankasitraho
1
Tsapako ato am-poko Fa tia ahy loatra hianao
Tena tsaroako ilay feonao
Mandona hatrany anaty
Hitodika aminao, Hiverina aminao Hanao ny sitrakao
2
Reko ato anaty lcfbs ’Lay singam-boatsinampy
Niantefa tato am-poko, Zay tena tononkira.serasera.org finoako
Mandrobona amin-kery
Hitombo sy hamoa Ny teninao soa, Ho vokatra tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1416
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00