MAHITA ANTSIKA JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mitebiteby lava Tsy tafatombin-tsaina
Mila ho rera-nofo Ary mila ho rerak’aina
Mihazakaza-dava Tsy mety mba mionom-po
Mikiry foana hxmjrl hanatratr’ireo Efa lasa aloha
Matetika anefa Toa aina very maina
Fa tsy azo avokoa Izay rehetra nantenaina
Tena hadino mantsy Fa hay tokoa Mahita antsika i Jesosy
2 Tanora maro izao No miara-mifaninana
Miezaka tokoa Mba samy afa-panadinana
Miari-tory foana Tsy mahatsiaro vizana
Mijery ireo taranja maro Zay efa nikirizana
Indrisy anefa vitsy, Ireo toa niangarana
Ka ny ankamaroany Namoy ny fisasarana
Tena hadino mantsy Fa hay tokoa Mahita antsika Jesosy.
3 Andeha mba hatao Indray mitopi-maso
F’izao tonolo izao No miara-kontsan-dranomaso
Tsy mba hainy intsony, Ny hoe mifankatia
Fa mifandrafy lava izao Toy ny biby dia yligtb
Ny olona rehetra Tsy misy afa-bela
Sanatria azy Izay mba hifamela
tononkira.serasera.org kgqxqok Tena hadino mantsy Fa hay tokoa Mahita antsika Jesosy

--------
Link: