Indro ny famonjena (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro, indro ny famonjena
Te-hibaliaka eto amintsika hiahy tononkira.serasera.org ny firenena
Zovy, zovy no tsy handre
Ny teny tsara ‘zay manambara fitiavan-dehibe
Indro miposaka eto ‘zao ny mazava
‘lay aizim-be taloha indro fa nisava
ampy mizara izany tarany
ka isam-baravarana samy mahazo ny anjarany
fitiavan-tsy vidiana na hoe sandaina vola
kanefa ialana liana, fitia gietlfw tsy mety tola
ny lahitokany aza nataony sorona
koa dia nahoana xurkkby no tsy handray ianao tolorana
Jesoa nanetry tena, tonga hisolo voina
sy mba ho famonjena, ‘reo mody tsy manohina
ho anao no nihaviany, nisolo heloka
ny hitoetra eo aminao no iriny, ho eyrtoto manda aronao

--------
Lien: