Indro ny famonjena (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro, indro ny famonjena
Te-hibaliaka eto amintsika hiahy nyrin ny firenena
Zovy, zovy eounoj no tsy handre
Ny teny tsara ‘zay manambara fitiavan-dehibe

Indro miposaka eto ‘zao ny mazava
‘lay aizim-be taloha indro fa nisava
ampy mizara izany tarany
ka isam-baravarana samy mahazo ny anjarany


fitiavan-tsy vidiana na hoe sandaina vola
kanefa ialana liana, fitia tsy mety tola
ny lahitokany aza nataony sorona
koa dia nahoana no tsy handray ianao tolorana


Jesoa nanetry tena, tonga hisolo voina
sy mba ho famonjena, ‘reo mody tsy manohina
ho anao no nihaviany, nisolo elnb heloka
ny hitoetra eo aminao no tononkira.serasera.org iriny, ho manda aronao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 4867
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 16/11/2007 13:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307