NIOVA FO (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny Izy homba ahy
fony aho be ahiahy
fa natolony cfsvo ny Tanany
hanarina ahy indray
Maro ireo fankam-panahy
eny diso rxfudta lalana
nisy hery izay namatotra
tsy handavo ahy indray
FA IZY IHANY NO MPIAHY
MINO SY MATOKY AHO NY imhippkg HERINY
Efa be ireo vitako
izao mijoro aho niova fo
lalan-tsarotra nodiaviko
hadinoko tokoa
Raha voasompatra ny dia
mionona matokia
zava-poana sy mandalo
raha ny fianantsika ety
FA IZY IHANY NO TIA AHY
ZAHO SY MATOKY NY tononkira.serasera.org FITIAVANY
fony aho be ahiahy
fa natolony cfsvo ny Tanany
hanarina ahy indray
Maro ireo fankam-panahy
eny diso rxfudta lalana
nisy hery izay namatotra
tsy handavo ahy indray
FA IZY IHANY NO MPIAHY
MINO SY MATOKY AHO NY imhippkg HERINY
Efa be ireo vitako
izao mijoro aho niova fo
lalan-tsarotra nodiaviko
hadinoko tokoa
Raha voasompatra ny dia
mionona matokia
zava-poana sy mandalo
raha ny fianantsika ety
FA IZY IHANY NO TIA AHY
ZAHO SY MATOKY NY tononkira.serasera.org FITIAVANY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 2960
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/12/2002 15:23
