Miandry anao (Elodie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry namana a,Efa ela ianao hoa no tsy tazana
Sa variana any ho any e
Isanandro aho manontany hoe nahoana e?
Fa malahelo anao zaho
Aiaia aiaia...
Marary e, mijaly e
Fa ny adiresiko tsy miova e
Raha manina dia mandolava e
My baby ×2
Refrain : Mbola tia anao aho
Mbola tia anao a
Zaho malahelo anao iny eee
Rehefa mahatsiaro ny fahiny e
Fa zaho dia miandry anao foana e foana e ×4
Tsy manadino aho fa mbola sahirana a
Miasa mafy aho fa tsisy mangirana a
Hainao ihany aki hoe zany fitadiavana a
Fa mahatokisa ianao ky rahavana a
Fa na dia misy aza ny halaviran -tany
Mbola ihaona tsika ndray andro any
Fa mahatokisa ianao ioooo..
Refrain : Fa malahelo anao zaho
Aiaia aiaia...
Marary e, mijaly e
Fa ny adiresiko tsy miova e
Raha manina dia mandolava e
My baby ×2
Refrain : Mbola tia anao aho
Mbola tia anao a
Zaho malahelo anao iny eee
Rehefa mahatsiaro ny fahiny e
Fa zaho dia miandry anao foana e foana e ×4
Mbola tia anao aho
Mbola tia anao a
Zaho malahelo anao iny eee
Rehefa mahatsiaro ny fahiny e
Fa zaho dia miandry anao foana e foana e ×4
--------
Lien:
