You are here: home > Tononkira > Elodie

Allô,allô (Elodie)

https://tononkira.serasera.org/hira/elodie/allall-1

Any ianao any,asa ianao v mahatsiaro,
Za variana @ fiainana e,d nanadino e,

Any ianao any,raovina ny andalo,
Za variana @ fiainana e,
Toa tsy mampino e.

Aanhhh...
   Malahelo ny aty e,
   Alavitra anao...,
   Isan'andro mandany crédit e,
   D hiantso anao.

Ref: Allo(alloTsiky dia ampy),allo(allo),allo(allo)
      Mila anao za
      Allo(allo),allo(allo),allo(allo)
      Miantso anao za

D adinonao sahady e,
Isika roa nanao voady,
Hiaradia mandrakizay,
Nefa izao mba miangavy e,
Raoviana ianao no ho avy,
Saha ho nofy mandrakizay.

Aanhhh...
   Malahelo...d hiantso anao.

Ref:...(2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Elodie
Mpamaky : 6041
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : yla2004
Tamin'ny : 12/07/2016 16:51:07
ID : 8686

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo