You are here: home > Tononkira > Elodie

FAFAO (Elodie)

https://tononkira.serasera.org/hira/elodie/fafao-1

Hatrizay aho tsy nahasahy nilaza 'zay rehetra tsy nety nataonaosatria natahotra aho sao ianao manabedy
Ankehitriny kosa toa tsapako ny ataonao mihoatra ny fefy
Ka aleoko angamba mitso-drano hahitanao soloko fa...Tsy ataoko hampalahelo ô
Tsy ataoko hampitomany e
Tsy ataoko hamerofero ô
Fa fiainana eto an-tany
#Fiverenana :Ny anarako fa- fa- fafao eFa- fa -fafao eFafao ao an-tsainao
Raha toa ka nahita vaovao e
Nahita vaovao e
Nahita vaovao ianao
Soa ihany aho fa nanapan-kevitrany hoe handao e
Hisaraka aminao iny e!Hisaraka aminao iny e!
Raha tsy izany angamba dia ftononkira.serasera.orgahoriana no niainako tao e
Nahazo fijaliana!Nahazo fijalianaTsy ataoko hampalahelo ô
Tsy ataoko hampitomany eTsy ataoko hamerofero ô
Fa fiainana eto an-tany
Ny anarako fa -fa- fafao eFa- fa- fafao eFafao ao an-tsainao
Raha toa ka nahita vaovao e
Nahita vaovao e
Nahita vaovao ianao
Efa impiry aho mitalaho
Nefa tsy norarahinao
Efa impiry aho mitalaho
Nefa tsy norarahinao
Tsy ataoko hampalahelo ô
Tsy ataoko hampitomany e
Tsy ataoko hamerofero ô
Fa fiainana eto an-tany
Ny anarako fa -fa- fafao eFa- fa- fafao eFafao ao an-tsainao
Raha toa ka nahita vaovao e
Nahita vaovao e
Nahita vaovao ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Elodie
Mpamaky : 3526
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Makkun
Tamin'ny : 10/06/2017 19:44:20
ID : 9710

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo