Maman (Elodie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
h'ataoko hirahira
ho fahatsiarovana azy ie
raha indray andro any
zay roa mbo hisaraka e
nangirifiry
niharitra nitaiza ahy izy
nahatsapa mangidy
nahatonga zah ho lehibehy
mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
teo foana izy
nanoro qzcwu lalana izay h'aleha
rah tononkira.serasera.org sendran'ny tsizy
nahitsiny fa tsy navelany e
impiry impiry
nisy olana fa izy fryvktc namaha
impiry impiry
izy tsy mba nanary anah
mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
ka tsofy rano aho
ho tafita nhkiqcne amin'ny fiainana e
rah indray andro any
tsisy anao hitarainana e
ka tsofy rano aho
ahita ny anjarako e
tsofy rano aho
anabe ny taranako ee
mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
ho fahatsiarovana azy ie
raha indray andro any
zay roa mbo hisaraka e
nangirifiry
niharitra nitaiza ahy izy
nahatsapa mangidy
nahatonga zah ho lehibehy
mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
teo foana izy
nanoro qzcwu lalana izay h'aleha
rah tononkira.serasera.org sendran'ny tsizy
nahitsiny fa tsy navelany e
impiry impiry
nisy olana fa izy fryvktc namaha
impiry impiry
izy tsy mba nanary anah
mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
ka tsofy rano aho
ho tafita nhkiqcne amin'ny fiainana e
rah indray andro any
tsisy anao hitarainana e
ka tsofy rano aho
ahita ny anjarako e
tsofy rano aho
anabe ny taranako ee
mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ElodieVangy : 8788
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Shcwarzeneric
Daty : 05/05/2016 21:58
