You are here: home > Tononkira > Elodie

Anilanao (Elodie)

https://tononkira.serasera.org/hira/elodie/anilanao-1

tsy tafandry aho ny alina e
tsy nahita tory
maika ahita le vatanao
any antsekoly

fantatrao ny tena marina e
tsy hoe fialam~boly
fa fitia tsy namboarina e
ho anao tsy misy farany e

rehefa eo anilanao e
mahatsiaro sambatra e a
malaina ny fanao e
kamo mianatra e a
(ani)2 anilanao
no mahatsara ahy [4x]

saropiaro aminao zaho o
saropiaro @ sTsiky dia ampyasany e
aza homenao tsiny ah o
malahelo aho raha lasany ee

tena tiako ianao tsy vazy2
kalo foana oa le vazo2
ho porofom~pitiavako e
ho anao aho rahavana e

rehefa eo anilanao e
mahatsiaro sambatra eie
malaina ny fanao e
kamo mianatra eie
(ani)2 anilanao
no mahatsara anah[4x]

ze manampitiavana otranah ataovy hoe eieie
ze manampitiavana otranah ataovy hoe oioio[2x]

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Elodie
Mpamaky : 5658
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Shcwarzeneric
Tamin'ny : 26/04/2016 18:13:20
ID : 8476

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo