Indray andro any (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. Indray andro any eto antany
Hisy nenina sy tomany
Satria voafitak' i satana hanao ny asany
Ka helo afo tsy miato no hiainany any ho any
Satria jesosy ilay mpamonjy efa nolaviny
Ref; nefa tsarovy fa anio
Mbola miantso anao jesosy
Miverena,mibebaha ianao
Ny rany izay nalatsany
Dia ho very maina sanatria?
Fa hamonjeny anao izany
2. 'reo rendrarendra sy filana hvprzqx izay afafin'ilay satana
Dia mahasintona ny maro hanaraka azy
Na manan-kaja na mahantra dia phjvfyi voafitak'ilay pjdyjmu satana
Amin'ny fomba samihafa raha tsy mitandrina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Edena VaovaoVisites : 2236
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : phy_ayna
Date : 11/09/2018 17:21