Kajy (Dzao Lahy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiia , oaeie (×2)
1) Rehefa ela mba nanangonangona e de mba mila mba mananganangana
Mitondra mody izay zakan'ny tanana ,anatsaràna izay kely efa hanananao e
Fa matoa levaly nahatratra ny tanjona,bavy efa ela no nanangonangona
Tsara kajy sy nahay nitantana,de mba nahavita trano ranamana e
Réf:kajio ny ampitsonao,fandrao hanenenanao
Ireo zava-bitanao omaly sy androany e
Fa mila mitsitsy ianao,de Mila mioipy ianao
Fa jereo Fa Ho hitanao...

2)Fa fety ny ankizy te hitsangatsangana , dada variana natory mitsangana
Tsy nahavita mba nanangonangona tsy mitsinjo papozy rapapany Yao e
Nefa misy any koa ireo nanangonangona e nefa tsy hita fa nanjavonjavona
Foana ritra tsy nisy niangana,vetivety de tsy hita any an-tanany yaoe
Ref:Fa tsy mba nitsitsy ireo e dia tsy mba nikipy ireo
De tsy nitsinjovin-dreo ny omaly sy ny androany e
De tsy mba nitsitsy ireo e dia tsy mba nikipy ireo e
De tsy nitsinjovin-dreo

Dia kajio ny ampitsonao,fandrao hanenenanao
Ireo zava-bitanao omaly sy androany e
Fa mila mitsitsy ianao,de mila mikipy ianao
Fa jereo Fa ho hitanao...
--------
Lien:
Commentaires
Dzao ( 14/08/2023 16:56)
Mbola tsy tafiditra anaty tononkira ity hira ity kanefa efa nankatoavina
hery ( 14/08/2023 22:48)
Efa hitako ato amin'ny ahy ato.
Nanindry an'ilay hoe Haka ny hira vao tonga? Dia nisy internet?
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dzao Lahy
Visites : 215
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Dzao
Date : 14/08/2023 09:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741