MIVOADY (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fiainako
Tsy tononkira.serasera.org misy miafina vlpwd aminao
Fa mpanota re 'ty zaho
Ka ts mendrika ho rgjbvhc anao
Noho ireo ratsy efa natao
Maro izy vbnb ireo
Tsy tambo ho isaina eto avokoa
Raha tsy ilaza afa tsy izao
Nandà ny didinao
Ninia nanota tsotra izao
Mifona aho ry Ray
Mivalo tsy hanindroa intsony
F'efa lasa ny taloha
Fa olom-baovao
Mivoady aminao
Efa lasa niova fo
Vonona ho anao tokoa
Noho ny indrafonao
Tompo o !!!
Tsy tononkira.serasera.org misy miafina vlpwd aminao
Fa mpanota re 'ty zaho
Ka ts mendrika ho rgjbvhc anao
Noho ireo ratsy efa natao
Maro izy vbnb ireo
Tsy tambo ho isaina eto avokoa
Raha tsy ilaza afa tsy izao
Nandà ny didinao
Ninia nanota tsotra izao
Mifona aho ry Ray
Mivalo tsy hanindroa intsony
F'efa lasa ny taloha
Fa olom-baovao
Mivoady aminao
Efa lasa niova fo
Vonona ho anao tokoa
Noho ny indrafonao
Tompo o !!!
--------
Lien:
