MIVOADY (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fiainako
Tsy misy miafina aminao
Fa mpanota tononkira.serasera.org re 'ty zaho
Ka ts mendrika ho anao
Noho ireo ratsy efa natao
Maro izy ireo
Tsy ceaohg tambo ho isaina eto avokoa
Raha tsy ilaza afa tsy izao
Nandà ny didinao
Ninia nanota tsotra izao
Mifona aho ry Ray
Mivalo tsy hanindroa yqnwhmt intsony
F'efa lasa ny taloha
Fa olom-baovao
Mivoady aminao
Efa lasa niova fo
Vonona ho anao tokoa
Noho ny skvdjuuh indrafonao
Tompo o !!!
Tsy misy miafina aminao
Fa mpanota tononkira.serasera.org re 'ty zaho
Ka ts mendrika ho anao
Noho ireo ratsy efa natao
Maro izy ireo
Tsy ceaohg tambo ho isaina eto avokoa
Raha tsy ilaza afa tsy izao
Nandà ny didinao
Ninia nanota tsotra izao
Mifona aho ry Ray
Mivalo tsy hanindroa yqnwhmt intsony
F'efa lasa ny taloha
Fa olom-baovao
Mivoady aminao
Efa lasa niova fo
Vonona ho anao tokoa
Noho ny skvdjuuh indrafonao
Tompo o !!!
--------
Link:
