Fanaperana (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hoariko, eo an tananao, izao tontolo rehetra izao
ny hery rehetra eo am pelantananao
izay tsy takatry ny saina, hainao...
Hatramin ny ela indrindra,
hatramin ny hoavy
tsy misy azo hoarina aminao
Ref 1:: Raha ny hatsarana fanaperana ianao
Raha ny fanjakana, fanaperana ianao
rahapitso oatrizao fanaperana ianao
hanambara hatrany am parany aho, fanaperana ianao oh...
Iza moa no mahalaza ny, hafenoin ny aminao
tsy misy hoe hendry hatakatra izany
izay ambany seza fiandriananao an
an..
Naiza na oviana ,izay noharianao tsy misy sjcte hatakatra izany
eiqfgbc Ref 2:: Raha ny famindram po fanaperana ianao
tononkira.serasera.org Raha ny fandrasena fanaperana ianao
tsy hay ho tanisaina fanaperana ianao
anambara hatrany am parany aho fa..fanaperana ianao
............................
............................
Ref 1:......x1
Ref 2:.....x1
Ref 1:.....x1
Ref 2:.....x1
jnvuj DAYVIDE

--------
Rohy:
Hevitra
Princia.Rebella
(
19/10/2017 11:08)
le commencement : Raiko ô eo an-tananao............
mankasitraka tamin'ilay tonony (y) :D (//_^)
mankasitraka tamin'ilay tonony (y) :D (//_^)