Fanaperana (DAYVIDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hoariko, eo an tananao, izao tontolo rehetra izao
ny hery rehetra eo am pelantananao
izay tsy takatry ny saina, hainao...
Hatramin ny ela indrindra,
hatramin ny hoavy
tsy misy azo hoarina aminao

     Ref 1::  Raha ny hatsarana fanaperana ianao
             Raha ny fanjakana, fanaperana ianao
rahapitso oatrizao fanaperana ianao
hanambara hatrany am parany aho, fanaperana ianao oh...

Iza moa no mahalaza ny, hafenoin ny aminao
tsy misy hoe hendry hatakatra izany
izay ambany seza fiandriananao an
an..
Naiza na oviana ,izay noharianao tsy misy hatakatra izany

     Ref 2:: Raha ny famindram po fanaperana ianao
               Raha ny fandrasena fanaperana ianao
tsy hay ho tanisaina fanaperana ianao
anambara hatrany am parany aho fa..fanaperana ianao
............................
............................
Ref 1:......x1
Ref 2:.....x1
Ref 1:.....x1
Ref 2:.....x1


                     DAYVIDE
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DAYVIDE
Vangy : 1510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetra.emo
Daty : 02/08/2017 08:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3152