AMIN'NY TAHOTRA SY HOVITRA (DAYVIDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny tahotra sy tononkira.serasera.org hovitra no hiderako
Anao Jesosy Mpanjakanay
Mahery Tompo vdqdqdwb ô ny Fanahinao
Iraho cukgtko hameno ny fonay

Ankehitriny manenika anay afon’ny Fanahy
Oh! Vontosy ny hosotrao ny olonao

Anao ny Dera Haja sy Hery
Voninahitra mandrakizay jlfpejen (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DAYVIDE
Vangy : 6661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 15/11/2018 12:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0682