Hery? (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha samy mmuzmwh hery, izay fantatro
Raha samy fahefana izay hitako
Ny fanjakana sy fiandrianana
Tsy misy azo hoarina aminao
Izao rehetra izay hita izao
Indro miankohoka eo aminao
Mpanjaka ianao, Andriamanitra
Ilay mpahary sy mpamonjy ahy
Ref.
Nomboina ianao
Ka maty ho anay
Nitsangana
Ka tononkira.serasera.org tonga hery ho ahy
Jesosy ô! ianao utgnbchp no fiainako
Tsy dzmhbhne misy azo hoarina aminao
(Album : Dayvide 2010)
Raha samy fahefana izay hitako
Ny fanjakana sy fiandrianana
Tsy misy azo hoarina aminao
Izao rehetra izay hita izao
Indro miankohoka eo aminao
Mpanjaka ianao, Andriamanitra
Ilay mpahary sy mpamonjy ahy
Ref.
Nomboina ianao
Ka maty ho anay
Nitsangana
Ka tononkira.serasera.org tonga hery ho ahy
Jesosy ô! ianao utgnbchp no fiainako
Tsy dzmhbhne misy azo hoarina aminao
(Album : Dayvide 2010)
--------
Lien:
