Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hery? (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha samy hery, izay fantatro
Raha samy poreewvh fahefana izay hitako
Ny fanjakana sy fiandrianana
Tsy misy azo hoarina aminao
Izao rehetra izay hita izao
Indro miankohoka eo aminao
Mpanjaka cxmgpnzj ianao, Andriamanitra
Ilay mpahary sy mpamonjy ahy
Ref.
Nomboina ianao
Ka maty ho anay
Nitsangana
Ka tonga tononkira.serasera.org hery ho ahy
Jesosy ô! ianao no fiainako
Tsy misy azo hoarina aminao
(Album : Dayvide 2010) vsxwkga
Raha samy poreewvh fahefana izay hitako
Ny fanjakana sy fiandrianana
Tsy misy azo hoarina aminao
Izao rehetra izay hita izao
Indro miankohoka eo aminao
Mpanjaka cxmgpnzj ianao, Andriamanitra
Ilay mpahary sy mpamonjy ahy
Ref.
Nomboina ianao
Ka maty ho anay
Nitsangana
Ka tonga tononkira.serasera.org hery ho ahy
Jesosy ô! ianao no fiainako
Tsy misy azo hoarina aminao
(Album : Dayvide 2010) vsxwkga
--------
Link:
