MIANDRY ANAO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry anao aho
Tsy tafandry mandry
Miandry anao aho
Ny alina mangina
Miandry anao aho
Ny atoandro tiizz manontolo
Tsy nitsahatra nitady anao
Nefa mbola tsy cdhzsr nahita anao
Nankaiza moa mxiej ianao
mbola tsy hita foana
mbola miandry anao tononkira.serasera.org
miandry anao foana
ilay toeranao
mbola babangoana
tongava re ianao
raha toa re ka mbola tinao
ny fotoana
tsy naha teo anao o !
alahelo foana
no mitoetra anatiko ao
rahoviana ihany
vao ho tonga ianao o !
f’efa tsindrindaona miandry anao
ilay foko izay nilaozanao
Tsy tafandry mandry
Miandry anao aho
Ny alina mangina
Miandry anao aho
Ny atoandro tiizz manontolo
Tsy nitsahatra nitady anao
Nefa mbola tsy cdhzsr nahita anao
Nankaiza moa mxiej ianao
mbola tsy hita foana
mbola miandry anao tononkira.serasera.org
miandry anao foana
ilay toeranao
mbola babangoana
tongava re ianao
raha toa re ka mbola tinao
ny fotoana
tsy naha teo anao o !
alahelo foana
no mitoetra anatiko ao
rahoviana ihany
vao ho tonga ianao o !
f’efa tsindrindaona miandry anao
ilay foko izay nilaozanao
--------
Lien:
