ADY MAMAY (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao anatiny
Ady mamay
Indray zay
Ka asa angamba izy ity
Na ahoana
Na ahoana indray (2x)
Ianao ve, ianao ve
Jesosy o !
Amonjy anay, amonjy anay
Eo amin’ny fiainanay
Fa tsy mahavita
N’inonino (2x)
Izahay
Raha ilaozanao (2x)
Fa fantatray xsehje mantsy
Fa tsy misy n’inoninona ainay
Nefa izahay
Ao anaty ady mamay
Ka izany indrindra
No vbfgyr anatonanao Andriamanitra o !
Fa ianao mamonjy
Raha ny fahotana (2x)
Ialanay nywkfq aminao
Mamela re (2x)
Ny elokay ianao
Araka ny tononkira.serasera.org (2x)
Indrafonao
Ady mamay
Indray zay
Ka asa angamba izy ity
Na ahoana
Na ahoana indray (2x)
Ianao ve, ianao ve
Jesosy o !
Amonjy anay, amonjy anay
Eo amin’ny fiainanay
Fa tsy mahavita
N’inonino (2x)
Izahay
Raha ilaozanao (2x)
Fa fantatray xsehje mantsy
Fa tsy misy n’inoninona ainay
Nefa izahay
Ao anaty ady mamay
Ka izany indrindra
No vbfgyr anatonanao Andriamanitra o !
Fa ianao mamonjy
Raha ny fahotana (2x)
Ialanay nywkfq aminao
Mamela re (2x)
Ny elokay ianao
Araka ny tononkira.serasera.org (2x)
Indrafonao
--------
Rohy:
