henoy (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako ô , miantso anao ny Tompo
Havako ô tononkira.serasera.org ô ô, manantona Azy ianao
Toa kivikivy xdkmnru anao noho ny otanao
mila hamoy fo, valaketraka tokoa
mitamberina ao an-tsainao avokoa ireo ratsy vitanao taloha
mitamberina ao an-tsainao avokoa ka matahotra ny hanantona ny Tompo
Henoy, henoy ny Tompo miteny aminao
tsy htuamzfs ny hahafatesan’ny ouheh ratsy fanahy no sitrany
fa ny hialany amin’ny ratsy fanaony
Mila mibebaka isika, mila mivavaka
Fa ny Tompo Zanaharintsika mantsy tsy mba manavaka
Na hoe zanaka adala, tsy mba foiny
na ondry nania, tadiaviny
Na hoe zanaka adala, tsy mba foiny
ka miverena aza misalasala aaa
ou ou ou ou ou ou ou ou ou
Tsy tonga ho an’ny marina Izy fa ho an’ny mpanota mba hibebaka e
Henoy, henoy ny Tompo miteny aminao
tsy ny hahafatesan’ny ratsy fanahy no sitrany fa ny hialany amin’ny ratsy fanaony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 539
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 08:58