Ampidiro aloha ny tenimiafina
henoy (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako ô , miantso anao ny Tompo
Havako ô ô ô, manantona Azy ianao
Toa kivikivy anao noho ny otanao
mila hamoy fo, valaketraka tokoa
mitamberina ao an-tsainao avokoa ireo ratsy vitanao taloha
mitamberina ao an-tsainao avokoa ka matahotra ny hanantona ny Tompo
Henoy, henoy ny Tompo miteny aminao
tsy ny hahafatesan’ny ratsy fanahy no sitrany
fa ny hialany mjhbobb amin’ny ratsy fanaony
Mila mibebaka isika, mila mivavaka
Fa ny Tompo Zanaharintsika mantsy tsy mba manavaka
Na hoe zanaka adala, tsy mba foiny
na ondry nania, tadiaviny
Na hoe zanaka adala, tsy mba foiny
ka miverena aza misalasala aaa
ou ou ou ou ou ou ou ou ou
Tsy tonga ho an’ny marina cvdj Izy fa ho an’ny mpanota tononkira.serasera.org mba hibebaka e
Henoy, henoy ny Tompo miteny aminao
tsy ny vfdpcasc hahafatesan’ny ratsy fanahy no sitrany fa ny hialany amin’ny ratsy fanaony

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 631
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 11/01/2024 08:58