aza ketraka (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny manodidina anao toa masiaka fijery
Eny atsefatsefany eny ireo mandratra fiteny
Ny hakivina no toa wzwfi dtdulqa miavosa
Makadilo ireo fosafosa
Mampilofika... manao tononkira.serasera.org izay hampitanondrika
Aza Ketraka, aza ketraka
Mitrakà , miandrandrà ny lanitra
Aza Ketraka, aza ketraka
Manantenà fa mbola ao
'Lay maraina vaovao
2-Tsy tompon'ny teny farany akory io anionao io
Mbola hositranina io ferinao io
Ka na hazofijaliana mitambesatra
Na sedra-piainana rcujffzx mihetraketraka
Tsarovy fa ... Ny vavaka manova zavatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 339
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 07/02/2026 06:48