Ampidiro aloha ny tenimiafina
aza ketraka (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny manodidina anao toa kdemi masiaka fijery
Eny atsefatsefany eny ireo mandratra fiteny
Ny hakivina no toa miavosa
Makadilo ireo fosafosa
Mampilofika... manao izay hampitanondrika
oxem
Aza Ketraka, aza ketraka
Mitrakà , miandrandrà ny eyovonue lanitra
Aza Ketraka, aza tononkira.serasera.org ketraka
Manantenà fa mbola ao
'Lay maraina vaovao
2-Tsy tompon'ny teny farany akory io anionao io
Mbola hositranina io ferinao io
Ka na hazofijaliana mitambesatra
Na sedra-piainana mihetraketraka
Tsarovy fa ... Ny vavaka manova zavatra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 286
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 07/02/2026 06:48