Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo fantatrao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, fantatrao Ny faniriana anatiko ao
Dia ny mba ho mpanomponao
Hahafoy izao tontolo izao
Marisika ihany e,e, marisika ihany o,o
Marisika ihany ny Fanahy
Fa ny nofo no wonfsq osa
Ka mba tohano aho, jjcid ka mba tohano mafy aho
ka mba tohano mafy aho Tompo o
Tsy lfhg hivily lalana
Tsy ho tomombana avokoa izay rehetra kasaiko
Tsy ho tody ihany koa izay voavolavolan’ny saiko
Fa mila tononkira.serasera.org aho ny fanohananao Tompo o, aza mahasaka ahy
Marina fa izay manara-dia anao
Dia tsy maintsy mitondra ny hazofijalianao
Kanefa mahatoky ahy ianao
Ka ny jiogako mavesatra dia hozary maivana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:51