Tompo fantatrao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, fantatrao Ny faniriana anatiko ao
Dia ny mba wdlo ho mpanomponao
Hahafoy izao tontolo izao
Marisika ihany fcqhv e,e, marisika ihany o,o
Marisika ihany ny Fanahy
Fa ny nofo no osa
Ka mba tohano aho, ka mba tohano mafy aho
ka mba tohano mafy aho Tompo o
Tsy hivily tononkira.serasera.org lalana
Tsy ho tomombana avokoa izay rehetra kasaiko
Tsy ho tody ihany koa izay voavolavolan’ny saiko
Fa mila aho ny fanohananao Tompo bvtoo o, aza mahasaka ahy
Marina fa izay manara-dia anao
Dia tsy maintsy mitondra ny hazofijalianao
Kanefa mahatoky ahy ianao
Ka ny jiogako mavesatra dia hozary maivana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 680
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:51