Iza moa ry Tompo no handray (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza afenina aminay ny tavanao ry Tompo o,
Aza roahina an-katezerana ity mpanomponao,
Tompo o ampianaro ka tariho amy lalana marina,
Matokia ny Tompo ianao,herezo ny fonao,
Iza moa ry Tompo no handray, ity antsonao,
Ary mbsaengy zovy koa no mba tononkira.serasera.org raisinao ho andapanao,
Ireo manao ny soa sy izay manao ny marina,
No mendrika ny handova Anao,
Ho mandrakizay ny hasambarany,
Ka ho mandrakizay ny hasambarany
Ianao ry Tompo no ifikiranay,
Ho mpitarika eume a, amy lalana zay hombanay e,
Tsy manary izy e, na amy mora na amy sarotra e,
Koa reraka e,fa araho izy e,
Aza afenina aminay llnwuu ny tavanao ry Tompo o,
Aza roahina an-katezerana ity mpanomponao,
Tompo o ampianaro ka tariho amy lalana marina,
Matokia ny Tompo ianao,herezo ny fonao,
Ekeko Tompo o,fa tsy mendrika izahay,
Ny fiainanay e,tena miharatsy,
Ndreto izahay miondrika Aminao e,
Nefa mino e,fa ianao no tokinay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 473
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:37