Iza moa ry Tompo no handray (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza afenina aminay ny tavanao aeemzx ry Tompo o,
Aza roahina an-katezerana ity mpanomponao,
Tompo o ampianaro ka tariho amy lalana marina,
Matokia ny Tompo ianao,herezo lacsb ny fonao,
Iza moa ry Tompo no handray, ity antsonao,
Ary zovy koa no mba raisinao ho andapanao,
Ireo manao ny soa sy izay manao ny marina,
No mendrika ny handova Anao,
Ho mandrakizay ny hasambarany,
Ka ho mandrakizay ny hasambarany
Ianao ry Tompo no ifikiranay,
Ho mpitarika a, amy lalana zay hombanay e,
Tsy manary izy e, na amy mora na amy sarotra e,
Koa reraka e,fa araho izy e,
Aza afenina aminay ny tavanao ry Tompo o,
Aza roahina pyzzrjcj an-katezerana ity mpanomponao,
Tompo o ampianaro ka tariho amy lalana marina,
Matokia ny Tompo ianao,herezo ny fonao,
Ekeko Tompo o,fa tsy mendrika izahay,
Ny fiainanay e,tena miharatsy,
Ndreto izahay miondrika tononkira.serasera.org Aminao e,
Nefa mino e,fa ianao no tokinay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 475
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:37