Feo avy any anefitra (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô injany, injany misy feo miantso.Miantso mafy, miantso mafy avy any anefitra
Manambara hoe amboary ny lalan'ny Tompo
Ahitsio, ahitsio ny lalan-kalehany
Ô injany, injany misy feo miantso.
Miantso mafy, miantso mafy avy any anefitra
Manambara hoe amboary ny lalan'ny Tompo
Ahitsio, ahitsio ny lalan-kalehany
Ka ny lohasaha rehetra hototofana
Ny tendrombohitra sy ny havoana haetry
Ireo lala-mikitoantoana hohamarinina avokoa
Fa efa hoavy i Kristy
Ilay mpamonjy antsika
Ô injany, injany misy feo miantso.
Miantso mafy, miantso mafy avy any anefitra
Manambara hoe amboary ny lalan'ny Tompo
Ahitsio, ahitsio ny lalan-kalehany
Ka ny lohasaha rehetra hototofana
Ny tendrombohitra sy ny havoana haetry
Ireo meloka rehetra hahitsy avokoa
Fa efa hoavy i Kristy
Ilay mpamonjy antsika
Ka ny olombelona rehetra
Dia hahita ilay famonjena
Ilay famonjen'Andriamanitra
O, o, o, o, o, o, o, o
O, o, o, o, o, o, o, o
Ka ny olombelona rehetra
Dia hahita ilay famonjena
Ilay famonjen'Andriamanitra
O, o, o, o, o, o, o, o
O, o, o, o, o, o, o, o
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1047
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Huberto
Date : 14/08/2015 09:36