PASKA FAMONJENA (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Paska famonjena ho anao
Nandresy ilay Tomponao
Ny fahafatesana, tsy natazona)x2
tononkira.serasera.org fykil RESINY
Asandrato ny feo, Miderà
Fa tonga ny famonjena, ho anao
Sokafy ho azy ny fonao idirany
Haleloia, hwoh haleloia, haleloia
(Paska famonjena ho anao
Nandresy ilay Tomponao
Ny fahafatesana, tsy natazona) x2
RESINY
@farany yiowm : VELONA
A/C : Benjamina & Harimanitra
Nandresy ilay Tomponao
Ny fahafatesana, tsy natazona)x2
tononkira.serasera.org fykil RESINY
Asandrato ny feo, Miderà
Fa tonga ny famonjena, ho anao
Sokafy ho azy ny fonao idirany
Haleloia, hwoh haleloia, haleloia
(Paska famonjena ho anao
Nandresy ilay Tomponao
Ny fahafatesana, tsy natazona) x2
RESINY
@farany yiowm : VELONA
A/C : Benjamina & Harimanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Amboaram-Piderana MangatanyVangy : 2326
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AmboaramPiderana
Daty : 17/02/2019 11:40
