'Lay taranak'i Jakoba (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Lay taranak'i Jakoba
Sampan-drantsan'i Jese
Tsotra fiaina sy toetra
Olo-marina Josefa
Nofinidin-dRay mpahary
Hitaiza sy hanolokolo
Zazakely zanahary ô
Ho famonjena ny tontolo

Ref: Josefa ô (x3)
  jmhzazc       Ny herim-po nanananao
    tononkira.serasera.org     Afindrao aminay
        Mivavaha ho anay ianao e
        Mbola tany am-piadiana
   pmrtgza  alwzxojy     Ka ny lalanay ho todisoa
        Eo akaikin'i Jesoa

2- Tokantrano tsy nalaza
     Fa sahiram-pivelomana
     Herin-tsandry no sahaza
     Niasana, Nitsembohana
     Ka ny andronay rehetra
     Dia natokanao nitia,
     Ilay Jesoa tao Nazareta
     Sy ny Reniny Maria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Akompiderana Anatihazo
Visites : 2150
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 25/06/2016 13:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397