INY AHO NO LASA... (BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INY AHO NO LASAIny aho no lasa dia iny aho no tsy hita
Raha toa ka tsy mety aminao
Fafako daholo ny zavatra vita
Iniako soloina vaovao heh!
Koa mandehana f’ izaho tsy mitana
Ary tsy afaka hiazona anao.
Ny lalanao zorina f’aza miherika intsony
Fa raha ianao tsy hahazo ny lanitra ambony
Voro-manidina tsy azoko alaina rony
Mahazo mifidy ‘zay tena mba mamin’ny fony
Mandehana ary ianao, mandehana raha lao
F'izaho hijanona eto ihany
Raha lasa any ianao tsarovy aho rehefa any
Ny tsara anie tsy mba lany ôôô ôh
Ny lalanao zorina f’aza miherik’intsony
Fa raha ianao tsy ahazo ny lanitra ambony ii
Zay voro-manidina tsy azoko alaina rony
Mahazo mifidy ‘zay tena mba mamin’ny fony
Mandehana ary ianao, mandehana raha lao
F'izaho hijanona eto ihany
Raha lasa any ianao tsarovy aho rehefa any
Ny tsara anie tsy mba lany ôôô ôh
Improve +++++++++++++
Aleoko miaina amin’ny fiainana tsotra
Milamina tsara toy izao
Toy izay fiainana tsisy fitiavana fa
Rendrarendran’izao rehetra ‘zao eh!
Koa mandehana f’izaho tsy mitana
Ary tsy afaka hiazona anao
Aleoko miaina amin’ny fiainana tsotra
Milamina tsara toy izao
Toy izay fiainana tsisy fitiavana fa
Rendrarendran’izao rehetra ‘zao eh!
Koa mandehana f’izaho tsy mitana
Ary tsy afaka hiazona anao
Mandehana ary ianao, mandehana raha lao
F'izaho hijanona eto ihany
Raha lasa any ianao tsarovy aho rehefa any
Ny tsara anie tsy mba lany ôôô ôh
Iny aho no lasa dia iny aho tsy hita
Raha toa ka tsy mety aminao
Fafako daholo ny zavatra vita
Iniako soloina vaovao eh!
Koa mandehana f’ izaho tsy mitana
Ary tsy afaka hiazona anao.
BITAKA
BIka sy TArehin-java-KAnto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)Visites : 1753
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malalason
Date : 11/08/2008 15:40