Tsy izany no ilaina (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vitampo onena
Tsy vitan-dranomaso
Ny asam-pamonjena
Tsy azo atao mifampiandry andraso
Tsy azo ifanerena
Mila fandavantena
Sy hery tsy mba maty
Herim-po, herin-tsaina koa
Ny pary mpianatry ny Tompo
Asainy mifanompo
Na mamy na mangidy
Miaradia f\\\\\\’izany no didy
Mamonjy nyvf ny mahantra
Manarina ny lavo
Mitsabo ny maratra
Ary koa tsy tononkira.serasera.org mba miavom-po
Na gobsxsap onena ny fonao
Na tomany ny maso
Tsy izany no ilaina
Fa fifankatiavana
Tsy vitan-dranomaso
Ny asam-pamonjena
Tsy azo atao mifampiandry andraso
Tsy azo ifanerena
Mila fandavantena
Sy hery tsy mba maty
Herim-po, herin-tsaina koa
Ny pary mpianatry ny Tompo
Asainy mifanompo
Na mamy na mangidy
Miaradia f\\\\\\’izany no didy
Mamonjy nyvf ny mahantra
Manarina ny lavo
Mitsabo ny maratra
Ary koa tsy tononkira.serasera.org mba miavom-po
Na gobsxsap onena ny fonao
Na tomany ny maso
Tsy izany no ilaina
Fa fifankatiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BessaVisites : 12337
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/01/2005 01:16
