Mivady ny fitia (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanjary adinao dlmtuq ny adim-pitarainako
Nanjary fiainanao ny fiainana iainako
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Rimbona ny aiko tononkira.serasera.org raha marary ianao
Ny masina aminao no lalaiko izao
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Mahatratra ahy izay mahazo anao
Tonga alokao ny ratram-poko ao
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Niaraka na faly na ory isika roa
Izany ka fanahy nifankatia tokoa
Ny xmvsa tgmgnccs antony satria mivady ny fitia o o
Satria mivady ny fitia
Tonony : Haingo Razafiarijaona
Feony : Bessa
Nanjary fiainanao ny fiainana iainako
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Rimbona ny aiko tononkira.serasera.org raha marary ianao
Ny masina aminao no lalaiko izao
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Mahatratra ahy izay mahazo anao
Tonga alokao ny ratram-poko ao
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Niaraka na faly na ory isika roa
Izany ka fanahy nifankatia tokoa
Ny xmvsa tgmgnccs antony satria mivady ny fitia o o
Satria mivady ny fitia
Tonony : Haingo Razafiarijaona
Feony : Bessa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BessaVisites : 14006
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ni81
Date : 21/11/2008 09:31
