Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nilef'i Man (Babai Lugu)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro byroelh anefa,
vao nahay namindra raolombelona dia lasa nilefa.
Tsy ampy azy ny rivotra iainana eto an-tany,
lasa yzdai tlvbhb izy nipitsika any ambadika any.
Adino tsy an'entany, ireo alahelo sy neniny.
Mody reraka sy midanàka,
miandry ny lera hipaika fotsiny io dia hiapa.
Mikipy maso, mitsilany,
Fa ny sainy efa any ;
Efa lasa izy nipitsika any ambadika any ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy tononkira.serasera.org neniny
Lasa nilingilingy any an-habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Irony kintana an-danitra irony ô,
tiany ho safosafoina arô,
nataony tohatohatra ny tontolo ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny.
Velon-dresaka ny habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany,
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Mitady azy izao tontolo izao,
mangingina tsy misy tsaho re
fa nilef'i man tsy hita intsony e.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Babai LuguVisites : 1558
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertman.rakoto
Date : 22/08/2022 19:07