Mozika (Babai Lugu)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tehako manano azy
Amin’ny karazany mafana.
Misinto, mikaiky fanahy, anaty vala.
Lalaoviko amin’ny fo tsy miangatra.
Lalaoviko fa tsy andesoko hanapoera.

Mozika io e :
Manafaky problemo,
Ndre santimantaly e,
Ndre fiaina’ sarotse.
Mozika koay ze taimo ô !
‘Lahy misôma azy drako : Sambatse.

Aminao tsy very e
Aminao tsy very a
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Babai Lugu
Vangy : 105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : garii
Daty : 30/09/2024 10:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853