Ianao (Babai Lugu)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO

Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm

Feo iray tao anatin’ny maro
Feo iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy ianao
Ho ahy ianao

Loko iray tao anatin’ny maro
Loko iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy ianao
Ho ahy ianao

Tokana
Tsy hafangaro
Nataoko kalokalo ho ahy
Tokana
Tsy atakaloko e
Nataoko kalokalo ho ahy
Nataoko kalokalo ho ahy

Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/babai-lugu/ianao
Hevitra
hery ( 22/08/2022 19:09)
Misaotra anao nampiditra hira.
i Alalà ihany ve no Babai Lugu azafady ?

hertman.rakoto ( 22/08/2022 19:12)
Oui! Nanao fanavaozana ny anarana entina isehoana ny Tarika!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Babai Lugu
Vangy : 133
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertman.rakoto
Daty : 22/08/2022 19:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0764