Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nilef'i Man (Babai Lugu)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro anefa,
vao nahay namindra raolombelona klcdy dia lasa nilefa.
Tsy ampy azy ny rivotra iainana eto an-tany,
lasa izy nipitsika wcsdq any ambadika any.
Adino tsy an'entany, ireo alahelo sy neniny.
Mody reraka sy midanàka,
miandry ny lera hipaika fotsiny io dia hiapa.
Mikipy maso, mitsilany,
Fa ny sainy efa any ;
Efa lasa izy tononkira.serasera.org nipitsika any ambadika any ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny
Lasa nilingilingy any an-habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Irony kintana an-danitra irony ô,
tiany ho safosafoina arô,
nataony tohatohatra ny tontolo ogcplv ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny.
Velon-dresaka ny habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany,
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Mitady azy izao tontolo izao,
mangingina tsy misy tsaho re
fa nilef'i man tsy hita intsony e.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Babai LuguHits : 1559
Likes : 0 Like
Created by : hertman.rakoto
Date : 22/08/2022 19:07