TSAROAKO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsaroako dia tsaroako anio,'Lay toerana iray
Jesosy vtdpbz ô Ianao nanavotra ahy,tao Kalvary
Tsy haiko vinanina,'lay FITIAVANAO
Andriamanitrô be ljsu fitia sy mahitsy Ianao
Ampio aho ahalala,ny sitraponao,tsy atahotra tononkira.serasera.org aho fa manana Anao(o…manana Anao)

FIV:  Indro ny foko omeko Anao,raiso Tompo ô ka anjakao
Vonona hjzcqom aho ny hanara-dia Anao,
Anio aho anandratra Anao,sy ankalaza ny Anaranao
Masina sy Mahery Ianao.

2-Fikiro aho Jesosy ô,ho eo an-tratranao
Aza avela irery sao reraka 'ty mpanomponao
Na be ireo tafiotra,mitsioka mafy,
Ny eo akaikinao tsy mba hanana tebiteby
Ampio aho ahalala,ny sitraponao,tsy atahotra aho fa manana Anao(o…manana Anao)
ASAFA
A/C : Fenoko
Janoary 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 25/10/2023 16:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419