Ory (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifoha aho maraina tsy tafody raha tsy ny alina
Mitady, mikaroka izay tononkira.serasera.org hahavanona
Mba hitsinjovana ljsmsf ny ankohonana
Mihezaka, mihoitra mba hampilamina
Bridge:
Ka ny androany no tadiavina
Ny ampitso mbola tsy hay
Rahoviana ihany re vao hisy fiafarany
F’efa mankalao
Ref:
Inona loatra re no dia fahotana, sa voaozona?
Mahatsiaro irery, tsy mba misy mpijery
Toa ondry very
Fa ny faniriako mantsy ny ankaikinao
Hibitsika, hifaly na rxpl hitomany, isika iray
Ka tsy ho ataoko ambon-javatra
Saingy ny fiainana matetika mampitomany
Bridge:
Te hiezaka ihany hanao izay azo atao
Toa miala maina
Izay rehetra aleha maneno sahona
Mampiteny irery
Ref:
Inona loatra re no dia fahotana, sa voahozona?
Mahantra irery, tsy mba misy mpijery
Toa ondry very
Mba rahovina re wlbxkup no mba hisy fiafarany
Fa fijaliana lava izao?
Ref:
Inona loatra re no dia fahotana, sa voahozona?
Mahantra (mahatsiaro) irery, tsy mba misy mpijery

--------
Lien: