MITALAHO AMINAO - APKM "Ranombavaka" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry Tompo ô! Andriamanitra ô!
Mba henoy ‘zao vavakay izao
Mitalaho Aminao, mangataka e!
Miandrandra valim-bavaka izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816