MIANTSO ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso Anao ‘zaho Zagnahary
Miantso Anao ampio fa marary
Miantso Anao ‘zaho Zagnahary
Miantso Anao vonjeo fa mijaly

Arovy ny any avaratra any ho lavitry ny rivo-mahery
Tahio ny andrefana antsinanana hamokatra be
Choeur : Arovy ny any avaratra any …

(Vonjeo ny any atsimo any e ! omeo rano ) bis
Choeur : Vonjeo ny any atsimo …

Miantso Anao ‘zaho Zagnahary
Miantso Anao ampio fa marary
Miantso Anao ‘zaho Zagnahary
Miantso Anao vonjeo fa mijaly

(Fianara, Iarivo ô ! ô ! halaviro ny areti-mandoza)bis
Choeur : Fianara, Iarivo …

(Ireo mpitondra anay e ! e! tolory fahendrena ) bis
Choeur : Ireo mpitondra anay …

Miantso Anao ‘zaho Zagnahary
Miantso Anao ampio fa marary
Miantso Anao ‘zaho Zagnahary
Miantso Anao vonjeo fa mijaly

Vonjeo taninay
Mba vonjeo nosinay e ! e ! e !
Vonjeo taninay
Mba vonjeo nosinay e ! e ! e !
Vonjeo taninay

A/C: RAJERY Germain (Rajery Valiha)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 288
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 08:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0708